<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 19:15 | And when the morning arose, then the angels hastened |
Ary nony maraina koa ny andro, dia nandodona an' i Lota ireo anjely ka nanao hoe: Miaingà, ento ny vadinao sy ny zanakao roa vavy izay eto, fandrao mba haringana ianao noho ny heloky ny tanàna. | Vao nangiran-dratsy ny andro, dia nododonan' ny Anjely Lota nataony hoe: Mitsangàna hianao, ento ny vadinao sy ireto zanakao roa vavy eto, fandrao dia maty hianao amin' ny loza hanasaziana ny tanàna. | Lorsque pointa l' aurore, les Anges insistèrent auprès de |