<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 19:12 | And the men said unto |
Ary hoy izy roa lahy tamin' i Lota : Mbola manana ato koa va ianao? dia izay vinantonao-lahy sy ny zanakao-lahy sy ny zanakao-vavy, ary na zovy na zovy anananao ato an-tanàna, ento miala amin' ity tanàna ity; | Ary hoy izy roa lahy tamin' i Lota: Inonao avy koa no mbola eto? Na vinantolahy, na zanakalahy, na zanakavavy, na inonao na inonao eto an-tanàna, dia avoahy miala amin' ity toerana ity avokoa; | Les hommes dirent à |