Entrée | 1 fahiny |
Partie du discours | 2 adverbe |
Explications en malgache |
3 Tamin' ny andro taloha ela tany: Fahiny nisy izany olona zenizeny natao hoe Vazimba izany nonina tetỳ [1.1] |
Explications en anglais |
4 [iny, that.] Formerly, in times past, at that time. [1.2] |
Analogues | 5 Taloha, ela be, fahataloha, fahizany, fahagola, fahagolan-tany, tany ambadik' Imanareza |
Mots élémentaires | 6 faha, iny |
Tableaux et planches |
7 Tous les adverbes |
Anagrammes | 8 fahiny, fanihy, fihany, hanify |
Mis à jour le 2023/10/17 |