Entrée |
t
 |
Partie du discours | nom (symbole)
|
Explications en malgache | Tarehintsoratra fahavalo ambin'ny folo ary renisoratra
fahefatra ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy.
Amin'ny fitovonana man~ mba hanaovana matoanteny,
ny t manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao:
Man + taitra = manaitra. [1.1]
|
Explications en français | Dix-huitième lettre et quatorzième consonne de
l'alphabet malgache. [1.3]
|
Mots composés |
|
Analogues |
abidỳ |
Tableaux et planches |
|
Articles |
Illustrations |
|
|
Entrée |
t~
|
Partie du discours | préfixe
|
Explications en malgache | Tovona fametraka eo alohan' ny teny sasantsasany (mpamaritra matoanteny na teny mpampiankin-teny milaza fotoana na toerana) ka mahatonga azy ireo hanambara ny efa lasa: aloha / taloha; aiza / taiza; eto / teto; amin' ny / tamin' ny [1.1]
|
Explications en anglais | The letter t is added to prepositions and adverbs of time as a sign of past tense, as: Amy, pres., Tamy, past; Any, Ao, Eo, etc., pres., Tany, Tao, Teo, etc., past. [1.2]
|
Explications en français | Préfixe indiquant le passé des prépositions et adverbes de temps et de lieu [1.3]
|
| Préfixe exprimant le temps passé [1.5]
|
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
t~
|
Partie du discours | préfixe
|
Explications en français | Préfixe exprimant l'origine [1.5]
|
Mots composés |
|
Ethnonymes |
|
|