Entrée |
l
 |
Partie du discours | nom (symbole)
|
Explications en malgache | Tarehintsoratra fahiraika ambin'ny folo ary renisoratra fahavalo amin'ny
abidy malagasy. Ny L dia miova ho D amin'ny fanakambanan-teny:
hevitra lalina = hevi-dalina. [1.1]
|
Explications en français | Onzième lettre et huitième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
|
Analogues |
abidỳ |
Tableaux et planches |
|
Articles |
Illustrations |
|
|
Entrée |
L
 |
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Marika romana izay milaza ny isa 50 [3.1]
|
Vocabulaire |
Tableaux et planches |
|
|