Entrée | 1 zaraintsika > zaraina |
Radical | 2 zara |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Tantanana: Samia moka toerana fa hozaraina ny hena 5 Omena ny tompony tsirairay: Andraso fa efa hozaraina ny kahienareo 6 Atoko: Zarao fito ireto mpianatra ireto 7 Didiana: Zarao efatra ity paoma ity [1.1] |
Explications en anglais |
8 to be distributed, to be divided [1.7] |
Explications en français |
9 qu'on partage, qu'on divise [1.8] 10 dividende [1.13] |
Vocabulaire |
11 Mathématiques: arithmétique |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 18 azarina, izarana, zairana, zaraina |