Entrée (1/3) | 1 trema |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Ngeza, lehibe, indrindra eo amin' ny harena [1.1] |
Exemples |
4 Ny antitra trema, ny sidin-jatovo Niseho avokoa, Kanefa ny vola sy ny endrika kanto Tsy nanana hery; [1.245#] 5 Betsaka ireo tanora no nanarabiraby azy ho adala, satria tsy mba manao tahaka ny zanaky ny trema rehetra izy. [2.285#] |
Mots composés |
|
Entrée (2/3) | 7 tréma |
Partie du discours | 8 nom |
Explications en malgache |
9 tendro roa [1.66.mg#936, 1.5] 10 tendro kambana [1.13] |
International |
11 ¨ ä ë ï ö ü [3.1] |
Tableaux et planches |
12 Signes de ponctuation |
Entrée (3/3) | 13 Trema |
Partie du discours | 14 nom |
Vocabulaire |
15 Botanique: genre scientific |
Noms locaux de plantes |
|
Anagrammes | 19 etram, trema |
Mis à jour le 2024/09/15 |