|
|
|
|

Entrée1  taomi > taomina
Radical  2  taona
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Taterina, entina hafindra toerana: Taomy ireto vato ireto
5  Tarihina hanaraka na hanao toy ny tena: Notaominy hikarenjy aho fa tsy nety [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Anagrammes  10  anitoam, itamoan, itaoman, manaito, manitoa, maotina, matinao, miantoa, mitanoa, mitaona, niatoam, nitamoa, nitaoma, taminao, tamoina, taomina