|
|
|
|

Entrée1  sahaniko > sahanina
Radical  2  sahana
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Atao, iandraiketana, vonjena miaraka: Sahaniny avokoa ny zavatra rehetra ka tsy misy vitany tsara [1.1]
Explications en anglais  5  to be faced up to [1.7]
Explications en français  6  (Travail) auquel on fait face: Tsy zakako sahanina ireo raharaha betsaka ireo (Je ne puis pas faire face à tant de travaux) [1.3#557]
7  à quoi on fait face [1.8]
Exemples  8  Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen'ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny [2.470]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  15  hanasina, hanisana, isahanan, nahasina, nasahain, nasahina, nisahana, sahanina, Sahinana

Entrée16  sahaniko > sahany
Partie du discours  17  nom
Explications en français  18  plat, assiette [Tankarana] [1.19]

Anagrammes  19  hasany, nasahy, sahany