| Entrée | 1 robaina |
| Radical | 2 roba |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Alaina ny azo entina ary ravana ny tsy azo: Norobain' ny mpirotaka ny tanàna
9 Entina, paohina, faohina: Norobain' ny jiolahy ny zavatra rehetra tao an-trano 10 Afitsaka, baboina, hosena: Norobain' ny fanjakana ny fananany rehetra [1.1] |
| Explications en anglais |
11 to be taken by violence; to be robbed
[1.7] |
| Explications en français |
12 qu'on saisit par la force, qu'on pille
[1.8] |
| Anagrammes | 13 Abirona, 14 baorina, 15 boriana, 16 irobana, robaina |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|