|
|
|
|

Entrée1  pamalin > famaly
Radical  2  valy
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  Fomba entina mamaly
5  Fanomezana valin-teny tsy amim-panajana: Aza be famaly eo ianao
6  Azo valiana: Tsy mba famaly ny ray aman-dreny [1.1]
Explications en français  7  ce qu'on peut répondre
8  manière de répondre [1.3]
Exemples  9  Folo taona ve izay, Randrianaivo e? hoy ny famaliny ny teniny, sady niondrika kely izy nanamboatra ny patalohany tsy ho tratry ny ando [2.324]
Morphologie 
10  Simple :
11  Préfixée :

Anagrammes  12  famaly, mafy la