|
|
|
|

Entrée1  notaina > otaina
Radical  2  ota
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Enti-milaza ireo fombafomba ara-pivavahana dikaina: Tsy azo otaina ny fady lehibe [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9  anitoa, aotina, ataino, atinao, atoina, iatoan, iatona, itanao, itoana, niatoa, otaina, tianao, toiana

Entrée10  notaina > tainana
Radical  11  taina
Partie du discours  12  verbe passif
Explications en malgache  13  Enti-milaza izay ampirehetana afo, izany hoe izay andrahoina: Inona no ao am-patana ao, ry Bozy? Mangahazo no tainako ao, ry Nenitoa [1.1]
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
17  Impératif :
Synonymes  18  tainina
Mots composés 

Anagrammes  20  atanina, atinaña, itanana, nataina, tainana, taniana