Entrée | 1 nitaona > mitaona |
Radical | 2 taona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mitondra (zavatra) avy amin' ny toerana anankiray mankamin' ny toerana hala: Mitaona fasika no raharahan' io lehilahy io 5 Mitarika hanao: Izy ihany no nitaona ahy hivarotra [1.1] 6 mitatitra zavatra [1.13] |
Explications en français |
7 Charrier, porter ; entraîner, pousser, tenter [1.3#681] 8 transporter [1.13] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 14 anitoam, itamoan, itaoman, manaito, manitoa, maotina, matinao, miantoa, mitanoa, mitaona, niatoam, nitamoa, nitaoma, taminao, tamoina, taomina |