|
|
|
|

Entrée1  nifetsaka > mifetsaka
Radical  2  fetsaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mianjera, mirodana, mikoa: Nifetsaka ny tambohony
5  Mivarina; mihazakazaka mankany: Nifetsaka tany an-davabato ireo mpangalatra nenjehin' ny fokonolona [1.1]
Explications en anglais  6  to tumble down, to fall, to strike against, to hit. [1.2]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11  mifetsaka, mitsefaka