|
|
|
|

Entrée1  navari > avarina
Radical  2  varina
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Azera, atsingidina, avalangitrika: Tsy tratra navarin' ilay mpangalatra tany ankady ireo entana nangalariny
5  Aidina, aongana: Navarina kilasy ilay miaramila nahavita hadisoana
6  Ampidinina, alefa: Firy ny omby navarinao tany Toamasina [1.1]
Explications en anglais  7  to be thrown down; to be exported [1.7]
Explications en français  8  qu'on précipite ; qu'on exporte [1.8]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Anagrammes  13  anariva, avarina, iravana, variana