Entrée | 1 naotrao > naotra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Teny iantsoana ny vadin' ny iray tampo amin' ny tena, zaobavy na zaodahy: Aoka re, ry naotra, hataoko io fa sahirana ianao [1.1] |
Explications en anglais |
4 primitive root of ranaotra [1.2] |
Explications en français |
5 belle-soeur, beau-frère [1.54] |
Vocabulaire |
6 Rapports: famille |
Synonymes | 7 ranaotra |
Anagrammes | 8 anotra, atrano, naotra, natora, natrao, natroa, noatra, rotana, tanora, tarano, tarona, torana, tranao |
Entrée (1/3) | 9 naotrao > aotra |
Radical | 10 otra |
Partie du discours | 11 verbe passif |
Explications en malgache |
12 Entina manotra: tsy manantanana aotra anao aho fa marary ny tanako [1.1] |
Explications en anglais |
13 scratching. [1.2] |
Explications en français |
14 (la main) avec laquelle on frictionne [1.3] |
Morphologie |
|
Entrée (2/3) | 19 naotrao > aotra |
Partie du discours | 20 adjectif |
Explications en malgache |
21 Zero, tarehimarika 0, milaza "tsy misy"nefa raha apetraka eo ankavanan'ny tarehimarika iray hafa, dia mampitombo avo folo heny an'io tarehimarika io:5, 50 = 5 X 10 [1.1] |
Explications en français |
22 zéro (Anglais nought ou ought) [1.3] 23 zéro [1.5, 1.13] |
International |
24 0 [3.1] |
Vocabulaire |
25 Mathématiques: arithmétique |
Synonymes | 26 zerô |
Mots composés |
|
Titres | 28 Ampamoaka aotra telo (Randriamamonjy Esther) |
Tableaux et planches |
29 Les nombres 30 Addition 31 Multiplication |
Article |
32 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Entrée (3/3) | 33 naotrao > aotra |
Partie du discours | 34 nom |
Explications en malgache |
35 [1.1] |
Explications en français |
36 [1.3] |
Dérivés |
|
Anagrammes | 38 aotra, arato, atora, atrao, atroa, oatra, taroa |