|
|
|
|

Entrée1  naotinao > naoty
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  isa enti-milaza ny fanombanan' ny mpampianatra ny fahaizan' ny mpianatra: Nahazo naoty 14 aho tamin' ny fizika
4  famantarana fampiasa amin' ny mozika hilazana ny feo sy ny faharetany: Ny naoty do, mi, sol dia tsara miaraka [1.1]
Vocabulaire  5  Musique: (en général)

Anagrammes  6  atony, naoty, natoy, otany

Entrée (1/2)7  naotinao > aoty
Radical  8  oty
Partie du discours  9  verbe passif
Explications en malgache  10  Entina mioty [1.1]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :

Entrée (2/2)15  naotinao > aoty
Radical  16  otina
Partie du discours  17  impératif du verbe passif aotina
Tableaux et planches  18  Tous les impératifs passifs

Anagrammes  19  aoty, atoy, otay, oyat

Entrée20  naotinao > aotina
Radical  21  otina
Partie du discours  22  verbe passif
Explications en malgache  23  Ahozongozona, ahetsiketsika [1.1]
Morphologie 
24  Présent :
25  Passé :
26  Futur :
27  Impératif :

Anagrammes  28  anitoa, aotina, ataino, atinao, atoina, iatoan, iatona, itanao, itoana, niatoa, otaina, tianao, toiana