Entrée | 1 namerina > mamerina |
Radical | 2 verina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Milaza indray: Mamerina ny teny lazaina ny ako 5 Manao fanindroany: Tsy afaka tamin' ny fanadinana aho taona iny ka dia voatery namerina indray taona nanaraka 6 Manatitra: Tsy namerina ny elo nindraminy izy 7 Manonitra: Moa efa namerina ny vola nangalariny ve Rakoto [1.1] |
Explications en français |
8 rendre, rapporter, redire, ramener [1.3] 9 réviser, refaire [1.13] |
Exemples |
10 Fa raha mbola mamerina ise, dia voatery hisaraka isika. [2.356] 11 mamerina mandrakotra sy manambitamby azy Rasoa, olon-tiany. [2.470] |
Morphologie |
|
Synonymes | 16 manindroa |
Mots composés |
|
Anagrammes | 19 mamerina, niaremam, ramimena |