|
|
|
|

Entrée1  horifatsika > rifatra
Partie du discours  2  participe
Explications en malgache  3  Vaky mandositra miara-be, miezaka lasa: Vao nahitany mpampianatra azy ireo ny ankizy, dia rifatra. [1.1]
Explications en anglais  4  fled, run away [1.7]
Explications en français  5  qui s'est enfuit, envolé, échappé: Notairina ny vorona ka rafitra (On a épouvanté les oiseaux et ils se sont enfuis) [1.3]
6  qui fuit, qui s'envole [1.8]
Exemples  7  Mipetraha ianao raha hipetraka, - tahaka ny tsy reny akory ny fanontanian' ny vavy sady rifatra nandeha ihany izy. [2.470]
8  dia samy nahafaty lehilahy iray avy izy ireo, ka rifatra nandositra ny Siriana, nefa nenjehin'Israely. [2.996]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
Dérivés 
12  Verbes actifs :
13  Verbes passifs :
14  Verbes relatifs :
15  Noms :
16  Adjectifs :
Mots composés 

Anagrammes  18  afaritr, arafitr, arifatr, faritra, firatra, firàtra, rafitra, rifatra