|
|
|
|

Entrée1  baorina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] [fr. borne] Tsatobato efa-joro lavalava famaritana ny tany misy tompony ary voasoratra any amin' ny fanjakana: Tany vita baorina
Tsato-bato misy tarehimarika milaza ny isan' ny kilaometatra mampisaraka toerana na tanàna roa
Illustrations 

Anagrammes  6  aborany, baorina, barinao, boriana, irobana, nobarai, robaina

Mis à jour le 2025/01/21