Entrée ziva
Partie du discours nom
Explications en malgache Mpifankatia ara-belirano toy ny mpihavana akaiky mihitsy, nefa mifanompa na mifanozona ho mari-pisakaizana [1.1]
Exemples Ny manasina azy dia ny Maroserana satria mpiziva ry zareo ireo, fa maty ny mpisoron' ny Andretsoka ka izany no ilanay ziva. [2.606]
Dérivés 
 

Entrée ziva
Partie du discours nom
Explications en malgache Kirihitr' ala [1.1]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2021/03/05