Entrée zanatohatra
Mots élémentaires zana- (zanaka) ; tohatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny hazo mitsivalana amin' ny renitohatra [1.1]
Explications en français Les échelons, les marches de l'escalier, les degrés [1.3]
 échelon [1.13]
 Marche [1.66]
Exemples 
1Fa tsy maintsy nandalo tamin' ireny zanatohatra ireny isika. [2.5]
2Nitsingintsingina, ny lohatongotra no ampanitsahina, ary andramana isaky ny zanatohatra, izay vao tena manitsaka. [2.4]
Vocabulaire 
Analogues  renitohatra

Mis à jour le 2023/12/05