Entrée valindrihana
Mots élémentaires valy ; rihana
Partie du discours nom
Explications en malgache Hazo na lalotra mandrakotra ny atin' ny tataro [1.1]
Explications en anglais A ceiling [1.7]
Explications en français Plafond [1.3, 1.8]
Exemples Tamin' ny sasany, feno kongona ny trano, ka rehefa alina ny andro, latsaka mipatrapatraka avy any amin' ny valindrihana ireny, ary raha vao maraina ka manosy diky ny miditra oa, ary manorika hatrany amin' ilay efitra ipetrahana ny ditsaka. [2.472]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/06/24