Entrée | vahonolona | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Karazam-bahona maniry amin' ny tany be vato sokay; misondrotra avo noho ny karazam-bahona tsotra ny faniriny ka ny raviny amin' ny tapany ambany dia miala toy ny an' ny ravinala ka raha tazanin-davitra (indrindra amin' ny alina) dia mova tsy toy ny olona izao [1.1] | |
Vocabulaire | Botanique: herbe | |
Mis à jour le 2020/07/31 |