Entrée | tsikovoka | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Anaram-bibikely any anaty rano tahatahaka ny voangory ka lavalava boribory ny tenany sady voarakotra hoditra mafy, fa ny tongony aoriana no entiny mivoy rano [1.1] | ||
Exemples | dia ny toho, ny trondro, ny patsa, ny orana, ny tsikovoka, ny foza, ny sifotra, ny ondrindrano, ny sikidindrano, ny valala.
[2.48] | ||
Vocabulaire | Zoologie: invertébrés | ||
Zoonymes |
| ||
Analogues | fangorinana | ||
Proverbes | Proverbes contenant le mot tsikovoka | ||
Mis à jour le 2023/09/10 |