Entrée tsibokaboka
Partie du discours nom
Explications en malgache Lalao fanenjika fanaon' ny ankizy: misy iray atao hoe "Boka" manenjika ny namany ka izay voakasiny dia amindrany ny habokany ka manenjika ny hafa indray, fa izy kosa afaka
Heverina ho boka fa tsy tena boka [1.1]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31