Entrée tonaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanatsoforana dona-tsetroka hampivoaka ny biby avy ao an-davany na izay itoerany; vono atao, fikapohana [1.1]
Dérivés 
 

Entrée tonaka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Teny miaraka mandrakariva amin'ny "ilay" na "ikala", ka entina milaza olon-dratsy tsy vanona na tsy misy antony: Nofitahin' ilay tonaka iny indray aho lahy! [1.1]
Mots composés 

Entrée toka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Fatra-pipetra-potsiny tsy manao na inona na inona; mpidonana-poana. [1.1]
Dérivés 
 

Entrée tonaka
Partie du discours nom
Explications en français  [Betsileo] (pris adjectivement : fainéant, stupide). Pelargonium madagascariense Baker (Geraniaceae). Nom malgache relevé par Grandidier. Son origine est obscure. [1.196]
Nom scientifique Pelargonium madagascariense
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/20