Entrée terilatsy
Partie du discours nom
Explications en malgache Rindrin-trano natao tamin' ny volo na zozoro izay nasiana sakany manapaka eny an-tenatenany mba hamatorana sy hampiraisana ny volo na ny zozoro milahatra mitsangana
Ny trano misy rindrina tahaka izany [1.1]
Exemples 
1Ny trano nandimby io dia ny terilatsy. [1.437]
2Trano-kazo sy terilatsy avokoa no teto an-tampon-tanàna, ary vitsy dia vitsy amin' ireny; [2.649]
Vocabulaire 
Mots composés 

Mis à jour le 2023/10/08