Entrée |
tanjona
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Tany eo amorondrano azo ipetrahana raha miala avy ao anaty rano;vody tanety mandroso ao anaty rano mora itodian' ny lakana [1.1]
|
| Tendrotany mandroso any anaty ranomasina [1.13]
|
Explications en anglais | The protruding shoulder of a mountain; a cape, a peninsula [1.7]
|
Explications en français | épaule d'une montagne; cap, presqu'île [1.8]
|
| Cap [1.13, 2.118, 1.5]
|
Vocabulaire |
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Proverbes |
|
Entrée |
tanjona
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Zava-kendrena, faritra kendrena ho tratra: Ny fitovian-jo tanteraka no tanjona hotratrarin' ny fitondrana entim-bahoaka [1.1]
|
| Zava-kendrena [1.13]
|
Explications en français | But, objectif, but idéal [1.13]
|
Exemples | Mazava ho azy fa tsy ho tratra amin' ny fotoana iray ireo tanjona ireo.
[4.27]
|
Mots composés |
|
|