Entrée sokina
Partie du discours nom
Explications en malgache  sokona [1.1]

Entrée sokina
Partie du discours nom
Explications en malgache Biby misy tsilotsilony mandrakotra ny lamosiny, mpihinam-bibikely (ny sokina dia anisan' ny biby voalaza ho mahasoa noho izy mihinana ireo kankana, bibikely, bibimandady fatra-panimba zavatra), halavany: 20 sm. [1.1]
Explications en anglais Greater hedgehog tenrec ( Setifer setosus) [5.en.https://www.tenrec.org]
Explications en français Hérisson [1.54, 1.8]
 Tenrec [1.8]
 Grand tenrec hérisson [5.fr.https://www.tenrec.org]
Explications en allemand Großer Igeltanrek [5.de.https://www.tenrec.org]
Nom scientifique Setifer setosus
Exemples 
1Sokina manatona afo mantsy izato izy leiroa. [2.895]
2Ny tanàna ahiny tsy iakaran-kibobo na sokina. [2.588]
3Tao koa ny oviala, ovy fantaka, vomanga dia, sokina, trandraka, sorakely sy ny sisa. [2.643]
Vocabulaire 
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes 
Articles 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/07/14