Ezaho ny tsy miaina entona na vovoka simika.[2.424]
2
Misy hafa miasa any amin' ny orinasa madinika tsy dia ara-dalàna loatra, any amin' ny sampan' ny indostria efa tojo fahasahiranana, ohatra hoe : hoditra, sakafo, vy, fanaka, vokatra simika na lamba.[1.369]