Entrée serin > sery
Partie du discours nom
Explications en malgache Aretina mahatsentsintsentsina ny orona, dia mahabe ranon-delo (vaky ny sery) ary saika matetika miafara amin' ny kohaka [1.1]
Explications en anglais A cold in the head [1.7]
Explications en français Rhume [1.54]
 Rhume de cerveau [1.8]
Exemples 
1Mararin' ny sery aho, tompokolahy. [1.437]
2Izaho koa moa salama be izao, na izany sery sy kohaka izany aza tsy mba mpahazo ahy. [2.4]
Vocabulaire 
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 

Entrée serin > sery
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] mpandihy [1.78]

Anagrammes 

serin   
mihazava
S’éclaircir; devenir serin, plus intelligible [1.3#870]
sabery
nom d'une espèce d'oiseau, serin, fauvette. [1.19]