Entrée renivintana
Mots élémentaires reny ; vintana
Partie du discours nom
Explications en malgache Anarana omena ireo vintana efatra lehibe sady mahery, dia ny Alahamady, Asorotany, Adimizana ary Adijady. Ireo renivintana ireo, amin' ny fanandroana izay anisana ny andro amin' ny iray volana, dia mitondra andro telo avy: vavany, vontony ary vodiny; oh. Vava alahamady, vonton' alahamady, vody alahamady [1.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/06/11