Entrée renisoratra
Mots élémentaires reny ; soratra
Partie du discours nom
Explications en français Consonne [1.5]
Exemples 
1Baka an-tendrony: baka: tahaka ny renisoratra V izany, misaraka roa ny tendrony. [2.245]
2Manaraka izany, ireto renisoratra " f" sy " 1 " sy " m " sy " n " sy ny sisa, dia tsy ilaina ny manoratra azy in-droa ary tsy ilaina ny manova ny fanonona azy na misy zanany eo akaikiny na tsia. [2.528]
Vocabulaire 
Tableaux et planches Les alphabets

Mis à jour le 2023/06/12