Entrée renirano
Mots élémentaires reny ; rano
Partie du discours nom
Explications en malgache Rano mandeha lehibe avy amin' ny fitambaran' ny sakelidrano maro, ka mivarina any an' ony: Ikopa sy i Mahajilo dia samy renirano, fa ny iray mivarina any amin' ny onin' i Betsiboka, ny iray any amin' ny onin' i Tsiribihina [1.1]
 Rano mandeha amin'ny faritra iray [1.13]
Explications en français Cours d'eau [1.13]
Exemples 
1Ampidirina velona anaty gony ny olona, zairina ao, dia atsipy amin' ny renirano Sahabe. [2.472]
2Dia niainga niala teo izy, ka nidina nanaraka ilay renirano, mba tsy ho hitan'ireo jirika, raha miverina izy. [2.324]
Vocabulaire 
Mots composés 
Analogues  ony
Tableaux et planches rivières, fleuves
Proverbes 
Illustrations 

Mis à jour le 2023/06/12