Entrée | relijiozy | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Lehilahy na vehivavy manokan-tena ho an' Andriamanitra, ao anatin' ny Fikambanana iray, mba hanasoa namana, hampianatra... ka manao voady telo: manokan-tena tsy hanambady mandra-pahafaty, tsy mitana vola manokana ho an' ny tena ary manaiky ny lehibe (Fiv. kat) [1.1] | |
Vocabulaire | Religions, Croyances | |
Origine | Français: religieux. | |
Mis à jour le 2020/07/31 |