Entrée pretra
Partie du discours nom
Explications en malgache [fr. prêtre] Olona voahosotry ny eveka mba hi-tondra fiangonana, hanao lamesa sy hizarazara sakramenta ary hitory ny tenin' Andriamanitra (Fiv. kat.) [1.1]
Vocabulaire 
Origine Français: prêtre.

Mis à jour le 2020/07/31