| Entrée (1/2) | 1 ny |
| Partie du discours | 2 article [Liste complète] |
| Explications en malgache |
[ñy]
3 ny
[Bezanozano]
[1.78] 4 Enti-manondro zavatra na olona lazaina ankapobe: 5 Ilaina ny vola. / Mendri-tsazy ny mpianatra kamo. 6 Enti-manondro zavatra na olona voafaritra: 7 Omeo ahy ny vola, fa ento ho anao ny lamba. 8 Azo atao indraidray eo alohan'ny anarana sasantsasany iantsoana 9 olona: Aoka re, ny Andriana, mba handeha izy. 10 Azo atao eo alohan'ny teny hafa noho ny anarana izay 11 ampiasaina ho toy ny anarana: 12 Manaova ny marina, manaja ny ianao fa maniratsira kosa 13 ny ialahy. Sarotra ny mitondra olona. Manembona ny any izy 14 dia malahelo. [1.1] |
| Explications en anglais |
15 the
[1.2, 1.7] 16 Compare iny [1.2] |
| Explications en français |
17 le, la, les.
[1.3#453, 1.5, 1.8] 18 Ny s'emploie comme article vocatif, devant les noms et titres 19 honorifiques, tels que Andriana, manamboninahitra, ambony, 20 lehibe. "Avelao aho, ny Andriana, mba handeha", permettez-moi, 21 sire, de partir aussi. [1.3] |
| Tous les mots composés | 22 6 combinaisons de ce mot |
| Entrée (2/2) | 23 -ny |
| Partie du discours | 24 pronom [Liste complète] |
| Explications en malgache |
25 Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana entina misolo ny olona tenenina:
26 Fantatro Rakoto, nefa tsy mbola hitako ny tranony. / 27 Tsy azony izany. [1.1] |
| Explications en anglais |
28 His, hers, its, theirs, that, which; by him, her, them, or it.
29 Tranony [trano]. His, her, its or their house. 30 Lasany [lasa]. Taken by him, her, it or them. 31 When added to trisyllabic words ending in -ka or -tra 32 in the third person singular or plural and used absolutely, 33 the whole syllable -ka or -tra is rejected before the -ny is added. 34 Satrony [satroka]. His, her, its or their 35 hat or hats. 36 Tongony [tongotra]. His, her, its or their 37 foot or feet. 38 It is usual to elide the y of this word when followed 39 by the article ny, and substitute it with an apostrophe, as: 40 Tranon'ny olona: a person's house. 41 Lazain'ny raiko: told by my father. [1.2] 42 his, her, its. their ; by him, by her, by it, by them. [1.7] |
| Explications en français |
43 De lui, d'eux, d'elles, par lui, par eux, par elle, par elles.
44 Ny tompony: le maître de lui, d'elle, d'elles, 45 son maître, leur maître. 46 Tiany: aimé de lui, d'eux, d'elles. 47 Amboniny: au-dessus de lui. 48 Terminaison euphonique. 49 Farany: la fin. 50 Tobia rainy: Tobie le père. 51 Radama rainy: Radama I. [1.3] 52 De lui, d'eux, d'elles. Par lui, par eux, par elle, par elles. [1.5] 53 à lui, à elle, à eux; son, leur; 54 fait par lui, par elle, par eux. [1.8] |
| Analogues | 55 azy, 56 izy |
| Tous les mots composés | 57 3 combinaisons de ce mot |
| Tableaux et planches |
58 Tous les pronoms |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|