Entrée mololo
Partie du discours nom
Explications en malgache Tahom-bary avy nojinjaina sy novelezina: Sady atao hanin' omby no lafika atoriany ny mololo. [1.1]
Explications en anglais A rice-straw [1.7]
Explications en français Paille du riz coupé et battu [1.3]
 Paille de riz [1.8]
 Paille de riz quand il a été moissonné et battu ; sert d'aliment pour le bétail. [1.196]
Exemples 
1Tsy avy amin' ny mololo sy ny zezika izany e. [2.470]
2Tao avaratr' ilay trano nifatorany, dia nisy trano tany tsy nitafo ravarava, ivaiva, feno mololo. [2.649]
Vocabulaire 
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/08/11