Entrée mirohotra (rohotra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Miara-mandeha maro be, mizotra miara-be: Raha vao nahare ny mozika nitatatata ny mpianatra dia nirohotra nivoaka hijery
Mitovy hevitra: manao dia be ~ manao rano vaky ~ manao rodom-be ~ manao tsy omby aloha ~ mibosesika ~ mifanitsa-kitro ~ miridana ~ misesika [1.1]
Explications en français Aller ensemble, aller en foule [1.3]
Exemples 
1Indraindray mirohotra manao rodobe, mifanena ny mpandeha eny an-dalana. [2.356]
2Ny lehilahy mahery kosa mirohotra mitondra azy avy any ivelan' ny tanàna miantsa koa. [1.353]
Morphologie 
Présent : mirohotra
Passé : nirohotra
Futur : hirohotra
Impératif : mirohota
Autres orthographes 

Mis à jour le 2021/10/04