Entrée mimenomenona (menomenona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitaraindraina be noho ny tsy fahafaliana: Nimenomenona Ikoto fa niangatra, hono, ny mpampianatra
Mitovy hevitra: manao lemozy ~ mentsomentsona ~ mikafara ~ mikahonkahona ~ mikaikaika ~ mikamenona ~ mikobabaka ~ mikodradraka ~ mikoinkoina ~ mikonaina ~ mimoimoy ~ mimonjomonjo ~ mimonomonona ~ mingonongonona ~ mitaraina [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mimenomenona
nimenomenona
himenomenona
mimenomena
Exemples Somary mimenomenona kely indray izy, nony inona, ka asainy polipolesin' ny vavy ny tongotra aman-tanany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 56]

Entrée mimenomenòna (menomenona)
Partie du discours impératif du verbe actif mimenomenona [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31