Entrée |
mihiboka
(hiboka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mihidy ao amin' ny toerana anankiray tsy mety mivoaka: Mihiboka ao an-trano ao tsy mety hivoaka izy Mijanona maharitra: Mihiboka ato amin' ny mangazay ato foana ny entana Mifantsika, voatana: Mihiboka amin' ny raharaha ao Rakoto
[1.1]
|
Explications en anglais | To be confined indoors [1.7]
|
Explications en français | être consigné, rester à la maison [1.8]
|
Morphologie |
Présent : |
mihiboka |
Passé : |
nihiboka |
Futur : |
hihiboka |
Impératif : |
mihiboha |
|
Mots composés |
|
|