Entrée matoatoa
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanahin' olona maty izay misehoseho amin' ny velona satria tsy vita mby antsoalany ny fandevenana azy [1.1]
Explications en anglais A ghost [1.7]
Explications en français Fantôme, revenant [1.3, 1.8]
 Spectre [1.8]
Exemples Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka. [2.5]
Vocabulaire 
Mots composés 
Proverbes 
Articles 

Mis à jour le 2022/07/30