Entrée |
manafika
(tafika)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manatona mamely, mibosesika maka: Nanafika tany Ejipta i Napoléon [1.1]
|
Explications en anglais | To invade or attack with a military force [1.7]
|
Explications en français | Faire la guerre, envahir un pays [1.8]
|
Exemples |
1 | Dia aiza izay hery hoenti-manafika?
[2.528]
|
2 | Raha alina tsy azo lalovana, nefa misy tovolahy minaikanaika mankao manafika ny amboadia.
[1.437]
|
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Présent : |
manafika |
Passé : |
nanafika |
Futur : |
hanafika |
Impératif : |
manafiha |
|
|