Entrée mahidy (hidy)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Tanala] Kahidy, mahihitra: Mpañarivo mahidy ka mihary ho an'ny mpañary (mpanankarena mahihitra ka mihary ho an'ny mpandevina) [1.78]
 Mitsitsy tafahoatra; mahihitra
Mitovy hevitra: kafiry ~ kahidy ~ kahihitra ~ katity ~ kely hiratra ~ kely hoho ~ kely tanana ~ mafirana ~ mafy fonosana ~ mahihitra ~ makikitra ~ mamaky akotry ~ mandidy sofin' amalona ~ manjaitra atody ~ matsitsy ~ mihirim-belona ~ tiatia kely [1.1]
Explications en français Avare, parcimonieux [1.3]
Exemples mahidy vava ny mpimasa sy mpisikidy ary mpanandro, angamba tsy hainy novaliana koa ny fanontanianay [2.245]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20