Entrée lohamasinina
Partie du discours nom
Explications en français Locomotive [3.1]
Exemples 
1Misioaka fanindroany ny lohamasinina [2.470]
2Ny fampiasana ireo zavatra'ireo hampandeha ny lohamasinintsika dia tsy hampivoaka ny volantsika any ivelany [2.503]
3Alina no niditra teo amin' ny garan' i Moramanga ilay lohamasinina nitarika kalesy telo miloko volon-davenona, feno olona an-dalam-pahafatesana. [2.472]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2022/04/21