Entrée lisansy
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanadinana mamarana ny fianarana ambaratonga ambony; diplaoma omena an' izay afaka amin' io fanadinana io
Taratasy fahazoan-dalana hampiasa fiarakaretsaka [1.1]
Vocabulaire 
Origine Français: licence.

Mis à jour le 2020/07/31