Entrée | lalam-panorenana | ||
Mots élémentaires | lalàna ; fanorenana | ||
Partie du discours | locution | ||
Explications en malgache | Lalàna manoritra ny rafitry ny fitondrana amin' ny firenena iray izay mazàna atao latsabato amin' ny vahoaka rehetra ny fampankatoavana azy rehefa avy nampahalalaina azy mazava tsara hatramin' ny an-tsipiriany [1.1] | ||
Explications en français | Constitution [1.5, 1.13] | ||
Exemples | Mifanaraka amin' ny Lalàmpanorenana ve ny fametrahana ny faritra?
[4.27] | ||
Vocabulaire | Loi ~ Politique | ||
Hyponymes | |||
Entrée | lalam-panorenana | ||
Partie du discours | locution | ||
Explications en français | Loi interne [1.13] | ||
Vocabulaire | Mathématiques: algèbre | ||
Mots composés |
| ||
Mis à jour le 2023/10/07 |