Entrée lakampiara
Mots élémentaires lakana ; fiara
Partie du discours nom
Explications en malgache Lakana lehibe maro natambatra, misy fanarenana azy raha atongilan' ny onja, fitondran' ny mpanjono eny an-dranomasina [1.1]
 [ lakam-piara ] Lakana misy tanany fanarenana [1.13]
Explications en français Pirogue à balancier [1.13]
Exemples Nony niandry ela kanefa tsy nahazo valiny izy dia lasa nandeha lakampiara nankany Bourbon ka tonga tany tamin'ny avrily. [2.508]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/06/16