|
|
|
|

Entrée (1/2)1  lafika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 farafara, fandriana [Bezanozano] [1.78]
4 Izay rehetra atao ao ambanin' ny tsihy andriana, tahaka ny bozaka izany: Soloy ny lafik' itỳ fandriana itỳ fa efa fisaka loatra
5 Izay rehetra atao fanambanin-javatra mba tsy hahamafy ny fiasana na ny fipetrahana eo amboniny: Asio lafika kely eto hanoratako
6 Fisotro sotroina alohan' ny sakafo, na koa zavatra tsakitsaky hanina alohan' ny handraisana zava-pisotro
7 Zezika atao amin' ny tanimboly alohan' ny hamafazana ny voa na hambolena ny zavamaniry [1.1]
8 bozaka na mololo fandrian'ny biby [1.13]
Explications en anglais  9 anything put under, as a mat or mattress [1.7]
Explications en français  10 ce qu'on met dessous, comme une natte ou un matelas [1.8]
11 litière, natte [1.13]
12 litière, tout ce qu'on met sous la natte pour rendre la couche plus molle. Par extension : paillasse ou matelas lorsqu'on utilise un lit, on précise alors lafi-pandriana [1.196]
Exemples  13  Zozoro sy herana maina no angonina atao lafika. [2.472#]
14  Adarà, fa fandria-malemy lafika, ka tsy itadiavako lafika sy ondana. [2.69#]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  35  10 combinaisons de ce mot
Proverbes  36  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)37  lafika
Partie du discours  38  nom
Explications en français  39 (du malais: lapik).
40 Nom des Arecaceae fournissant des crins végétaux particulièrement appréciés comme litière, principalement Chrysalidocarpus fibrosus Jum. (Arecaceae) [Betsimisaraka] [1.196]
Vocabulaire  41  Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  43 falika, 44 kilafa, lafika

Mis à jour le 2025/12/08